Mozambika

Mozambika Lyrics

Song Mozambika
Artist Mahaleo
Album Mahaleo en concert
Download Image LRC TXT
[00:00.00] 作词 : Zafimahaleo Rasolofondraosolo
[00:01.00] 作曲 : Zafimahaleo Rasolofondraosolo
[00:57.86] Mozambika e mitabataba lalandava e
[01:12.26] Tanàna andrefana ao izy e
[01:16.10] manakoako i Mozambika e
[01:20.18] Tanàna andrefana ao izy e
[01:22.06] ny basy no mihirahira
[01:28.66] Mozambika e miady ho an'ny tanindrazana
[01:36.34] Mozambika e ny adiny tsy mbola vita e
[01:42.78] Tanàna andrefana ao izy e
[01:47.14] jereo i Mozambika
[01:50.42] Tanàna andrefana ao izy e
[01:54.74] masiaka i Mozambika
[02:07.02] Mozambika e miady ho an'ny tanindrazana
[02:13.50] Tanàna andrefana ao izy e
[02:16.50] tsy mahita andro mihiratra
[02:21.06] Tanàna andrefana ao izy e
[02:23.22] mbola hamirapiratra
[02:32.70] Gasikara
[02:37.46] Gasikara handeha ho aiza
[02:43.94] Tanàna misy antsika izy e
[02:47.82] nolokoina menamena
[02:51.58] Tanàna menamena izy e
[02:55.70] feno trano mangamanga
[00:00.00] zuo ci : Zafimahaleo Rasolofondraosolo
[00:01.00] zuo qu : Zafimahaleo Rasolofondraosolo
[00:57.86] Mozambika e mitabataba lalandava e
[01:12.26] Tan na andrefana ao izy e
[01:16.10] manakoako i Mozambika e
[01:20.18] Tan na andrefana ao izy e
[01:22.06] ny basy no mihirahira
[01:28.66] Mozambika e miady ho an' ny tanindrazana
[01:36.34] Mozambika e ny adiny tsy mbola vita e
[01:42.78] Tan na andrefana ao izy e
[01:47.14] jereo i Mozambika
[01:50.42] Tan na andrefana ao izy e
[01:54.74] masiaka i Mozambika
[02:07.02] Mozambika e miady ho an' ny tanindrazana
[02:13.50] Tan na andrefana ao izy e
[02:16.50] tsy mahita andro mihiratra
[02:21.06] Tan na andrefana ao izy e
[02:23.22] mbola hamirapiratra
[02:32.70] Gasikara
[02:37.46] Gasikara handeha ho aiza
[02:43.94] Tan na misy antsika izy e
[02:47.82] nolokoina menamena
[02:51.58] Tan na menamena izy e
[02:55.70] feno trano mangamanga
[00:00.00] zuò cí : Zafimahaleo Rasolofondraosolo
[00:01.00] zuò qǔ : Zafimahaleo Rasolofondraosolo
[00:57.86] Mozambika e mitabataba lalandava e
[01:12.26] Tan na andrefana ao izy e
[01:16.10] manakoako i Mozambika e
[01:20.18] Tan na andrefana ao izy e
[01:22.06] ny basy no mihirahira
[01:28.66] Mozambika e miady ho an' ny tanindrazana
[01:36.34] Mozambika e ny adiny tsy mbola vita e
[01:42.78] Tan na andrefana ao izy e
[01:47.14] jereo i Mozambika
[01:50.42] Tan na andrefana ao izy e
[01:54.74] masiaka i Mozambika
[02:07.02] Mozambika e miady ho an' ny tanindrazana
[02:13.50] Tan na andrefana ao izy e
[02:16.50] tsy mahita andro mihiratra
[02:21.06] Tan na andrefana ao izy e
[02:23.22] mbola hamirapiratra
[02:32.70] Gasikara
[02:37.46] Gasikara handeha ho aiza
[02:43.94] Tan na misy antsika izy e
[02:47.82] nolokoina menamena
[02:51.58] Tan na menamena izy e
[02:55.70] feno trano mangamanga
Mozambika Lyrics
YouTube Results (More on YouTube)