作词 : Zafimahaleo Rasolofondraosolo 作曲 : Zafimahaleo Rasolofondraosolo Mozambika e mitabataba lalandava e Tanàna andrefana ao izy e manakoako i Mozambika e Tanàna andrefana ao izy e ny basy no mihirahira Mozambika e miady ho an'ny tanindrazana Mozambika e ny adiny tsy mbola vita e Tanàna andrefana ao izy e jereo i Mozambika Tanàna andrefana ao izy e masiaka i Mozambika Mozambika e miady ho an'ny tanindrazana Tanàna andrefana ao izy e tsy mahita andro mihiratra Tanàna andrefana ao izy e mbola hamirapiratra Gasikara Gasikara handeha ho aiza Tanàna misy antsika izy e nolokoina menamena Tanàna menamena izy e feno trano mangamanga