[00:00.00] 作词 : Zafimahaleo Rasolofondraosolo [00:01.00] 作曲 : Zafimahaleo Rasolofondraosolo [00:57.86]Mozambika e mitabataba lalandava e [01:12.26]Tanàna andrefana ao izy e [01:16.10]manakoako i Mozambika e [01:20.18]Tanàna andrefana ao izy e [01:22.06]ny basy no mihirahira [01:28.66]Mozambika e miady ho an'ny tanindrazana [01:36.34]Mozambika e ny adiny tsy mbola vita e [01:42.78]Tanàna andrefana ao izy e [01:47.14]jereo i Mozambika [01:50.42]Tanàna andrefana ao izy e [01:54.74]masiaka i Mozambika [02:07.02]Mozambika e miady ho an'ny tanindrazana [02:13.50]Tanàna andrefana ao izy e [02:16.50]tsy mahita andro mihiratra [02:21.06]Tanàna andrefana ao izy e [02:23.22]mbola hamirapiratra [02:32.70]Gasikara [02:37.46]Gasikara handeha ho aiza [02:43.94]Tanàna misy antsika izy e [02:47.82]nolokoina menamena [02:51.58]Tanàna menamena izy e [02:55.70]feno trano mangamanga