Azafady Azafady

Azafady Azafady Lyrics

Song Azafady Azafady
Artist Bi.Ba
Album Experience
Download Image LRC TXT
作词 : Casimir Benjamin
作曲 : Casimir Benjamin
AZAFADY
Azafady oh azafady
Hitady zavatra aho fa tsy mila ady
Nitady aho ary tena nitady ee hita ilay zavatra hita ho azy
Ireo vahiny anti-dahy
Manimbazimba ny Malagasy fanahy
Hatramin’ny fanjanahan-tany ee
Mbola mitohy hatramin’izao izany…
Ref
Mody nomenao fahaleovan-tena;nefa ianao lohany eo foana
Ny maivan-doha nalefana tany ivelany mba hoe:
Hanovo fahaizana hay zava-poana
Izao ny taranaka lasa mamoa-fady ooohh
Ny ho avin’ny maromaro hivarina any an-kady
Ianao la frantsa no niseho nahavita azy
Dia ny Malagasy no nifamono sy niady oooh
zuo ci : Casimir Benjamin
zuo qu : Casimir Benjamin
AZAFADY
Azafady oh azafady
Hitady zavatra aho fa tsy mila ady
Nitady aho ary tena nitady ee hita ilay zavatra hita ho azy
Ireo vahiny anti-dahy
Manimbazimba ny Malagasy fanahy
Hatramin' ny fanjanahan-tany ee
Mbola mitohy hatramin' izao izany
Ref
Mody nomenao fahaleovan-tena nefa ianao lohany eo foana
Ny maivan-doha nalefana tany ivelany mba hoe:
Hanovo fahaizana hay zava-poana
Izao ny taranaka lasa mamoa-fady ooohh
Ny ho avin' ny maromaro hivarina any an-kady
Ianao la frantsa no niseho nahavita azy
Dia ny Malagasy no nifamono sy niady oooh
zuò cí : Casimir Benjamin
zuò qǔ : Casimir Benjamin

YouTube Results (More on YouTube)