作词 : Casimir Benjamin 作曲 : Casimir Benjamin AZAFADY Azafady oh azafady Hitady zavatra aho fa tsy mila ady Nitady aho ary tena nitady ee hita ilay zavatra hita ho azy Ireo vahiny anti-dahy Manimbazimba ny Malagasy fanahy Hatramin’ny fanjanahan-tany ee Mbola mitohy hatramin’izao izany… Ref Mody nomenao fahaleovan-tena;nefa ianao lohany eo foana Ny maivan-doha nalefana tany ivelany mba hoe: Hanovo fahaizana hay zava-poana Izao ny taranaka lasa mamoa-fady ooohh Ny ho avin’ny maromaro hivarina any an-kady Ianao la frantsa no niseho nahavita azy Dia ny Malagasy no nifamono sy niady oooh