Hafaliana

Hafaliana Lyrics

Song Hafaliana
Artist Samoela
Album Zana-bahoaka
Download Image LRC TXT
[00:14.60] Hafaliana foana tsiky lava ny miaraka aminao
[00:33.69] Miramiran-tava aho mahatsiaro sambatra eo akaikinao
[00:41.85] Masoandrobe lohantaona mizara hafanana ianao
[00:47.28] Ka na inona no mitranga rehefa ny lanitrao ny manga zaho tsy miala aminao
[00:54.49] K'ianao ihany re no tiako ny any an-kafa tsy ahoako ianao ihany no h'ataoko
[01:00.85] Fa hozatry ny fiainako ianao e! andry iankinako ô!
[01:58.84] Tsy afaka ato an-tsaiko ianao malala ô! Reven'ny fanahiko
[02:04.24] Mihetsika kely aho, de ianao
[02:08.74] Bedin'ny Neny aho, de ianao
[02:12.44] Vita tononkira ny anaranao miainga ny inspira-ko ô!
[02:19.69] Hafaliana foana tsiky lava ny miaraka aminao
[02:25.94] Miramiran-tava aho mahatsiaro sambatra eo akaikinao
[02:35.01] Masoandrobe lohantaona mizara hafanana ianao
[02:39.57] Ka na inona no mitranga rehefa ny lanitrao ny manga zaho tsy miala aminao
[02:46.82] K'ianao re no tiako ny any an-kafa tsy ahoako ianao ihany no h'ataoko
[02:54.92] Fa hozatry ny fiainako ianao e! andry iankinako ô!
[03:33.04] Tsy afaka ato an-tsaiko ianao malala ô! Reven'ny fanahiko
[03:38.46] Mihetsika kely aho, de ianao!
[03:43.07] Bedin'ny Neny aho, de ianao!
[03:46.69] Vita tononkira ny anaranao miainga ny inspira-ko ô!
[03:51.18] Matoa tsy afa-miova aho, de ianao!
[03:56.62] Matoa alim-pody aho, de ianao!
[04:00.22] Mandrevirevy eny aho, de ianao!
[04:03.88] Feno anao ny fiainako ô!
[04:07.48] Katry mivembena aho, de ianao!
[04:10.20] Dizina sy feta aho, de ianao!
[04:12.90] Saika hamono tena aho, de ianao!
[04:17.46] Be loatra ka tsy tantiko!
[04:20.13] Hafaliana foana tsiky lava ny miaraka aminao
[04:29.26] Tapitra
[04:33.72]
[00:14.60] Hafaliana foana tsiky lava ny miaraka aminao
[00:33.69] Miramiran-tava aho mahatsiaro sambatra eo akaikinao
[00:41.85] Masoandrobe lohantaona mizara hafanana ianao
[00:47.28] Ka na inona no mitranga rehefa ny lanitrao ny manga zaho tsy miala aminao
[00:54.49] K' ianao ihany re no tiako ny any an-kafa tsy ahoako ianao ihany no h' ataoko
[01:00.85] Fa hozatry ny fiainako ianao e! andry iankinako!
[01:58.84] Tsy afaka ato an-tsaiko ianao malala! Reven' ny fanahiko
[02:04.24] Mihetsika kely aho, de ianao
[02:08.74] Bedin' ny Neny aho, de ianao
[02:12.44] Vita tononkira ny anaranao miainga ny inspira-ko!
[02:19.69] Hafaliana foana tsiky lava ny miaraka aminao
[02:25.94] Miramiran-tava aho mahatsiaro sambatra eo akaikinao
[02:35.01] Masoandrobe lohantaona mizara hafanana ianao
[02:39.57] Ka na inona no mitranga rehefa ny lanitrao ny manga zaho tsy miala aminao
[02:46.82] K' ianao re no tiako ny any an-kafa tsy ahoako ianao ihany no h' ataoko
[02:54.92] Fa hozatry ny fiainako ianao e! andry iankinako!
[03:33.04] Tsy afaka ato an-tsaiko ianao malala! Reven' ny fanahiko
[03:38.46] Mihetsika kely aho, de ianao!
[03:43.07] Bedin' ny Neny aho, de ianao!
[03:46.69] Vita tononkira ny anaranao miainga ny inspira-ko!
[03:51.18] Matoa tsy afa-miova aho, de ianao!
[03:56.62] Matoa alim-pody aho, de ianao!
[04:00.22] Mandrevirevy eny aho, de ianao!
[04:03.88] Feno anao ny fiainako!

YouTube Results (More on YouTube)