[00:14.60] Hafaliana foana tsiky lava ny miaraka aminao [00:33.69] Miramiran-tava aho mahatsiaro sambatra eo akaikinao [00:41.85] Masoandrobe lohantaona mizara hafanana ianao [00:47.28] Ka na inona no mitranga rehefa ny lanitrao ny manga zaho tsy miala aminao [00:54.49] K'ianao ihany re no tiako ny any an-kafa tsy ahoako ianao ihany no h'ataoko [01:00.85] Fa hozatry ny fiainako ianao e! andry iankinako ô! [01:58.84] Tsy afaka ato an-tsaiko ianao malala ô! Reven'ny fanahiko [02:04.24] Mihetsika kely aho, de ianao [02:08.74] Bedin'ny Neny aho, de ianao [02:12.44] Vita tononkira ny anaranao miainga ny inspira-ko ô! [02:19.69] Hafaliana foana tsiky lava ny miaraka aminao [02:25.94] Miramiran-tava aho mahatsiaro sambatra eo akaikinao [02:35.01] Masoandrobe lohantaona mizara hafanana ianao [02:39.57] Ka na inona no mitranga rehefa ny lanitrao ny manga zaho tsy miala aminao [02:46.82] K'ianao re no tiako ny any an-kafa tsy ahoako ianao ihany no h'ataoko [02:54.92] Fa hozatry ny fiainako ianao e! andry iankinako ô! [03:33.04] Tsy afaka ato an-tsaiko ianao malala ô! Reven'ny fanahiko [03:38.46] Mihetsika kely aho, de ianao! [03:43.07] Bedin'ny Neny aho, de ianao! [03:46.69] Vita tononkira ny anaranao miainga ny inspira-ko ô! [03:51.18] Matoa tsy afa-miova aho, de ianao! [03:56.62] Matoa alim-pody aho, de ianao! [04:00.22] Mandrevirevy eny aho, de ianao! [04:03.88] Feno anao ny fiainako ô! [04:07.48] Katry mivembena aho, de ianao! [04:10.20] Dizina sy feta aho, de ianao! [04:12.90] Saika hamono tena aho, de ianao! [04:17.46] Be loatra ka tsy tantiko! [04:20.13] Hafaliana foana tsiky lava ny miaraka aminao [04:29.26] Tapitra [04:33.72]