Efa Ela

Efa Ela Lyrics

Song Efa Ela
Artist Mahaleo
Album Mahaleo Live à L'Olympia, Paris
Download Image LRC TXT
[00:15.34] Efa ela aho no niandry izao andro izao
[00:25.29] Hatrizay aho tsy tafandry fa nitalaho
[00:39.05] Zava-poana e ny miaina
[00:42.55] Maizin-dalana aho raha toa ka tsy eo ianao
[00:50.21] Efa ela aho no naniry ny tananao
[01:00.19] Mba hamihina ny ahy eo an-tratranao
[01:14.43] Zava-poana e ny miaina
[01:18.08] Zovy no antenaina raha tsy eo ianao?
[01:28.46] Ao avokoa ireo mety hampisaraka
[01:35.72] Ao avokoa ireo mety hampivarina
[01:40.81] Ny fitia izay niombonana
[01:56.43] Efa ela aho no naniry hiaraka aminao
[02:07.20] Hadinoy ary ny lasa raha vitanao
[02:20.78] Zava-poana e ny rehetra
[02:24.16] Zaza very aho raha toa ka tsy eo ianao
[02:31.34] Efa ela loatra izao ka matokia
[02:40.82] Aiza re ny lalanao, andao hiara-dia
[02:55.66] N'aiza n'aiza halehantsika
[02:58.90] Hiara-hifampitantana izaho sy ianao
[03:09.09] La la la...
[03:38.87]
Efa Ela Lyrics
YouTube Results (More on YouTube)