[00:15.34] Efa ela aho no niandry izao andro izao [00:25.29] Hatrizay aho tsy tafandry fa nitalaho [00:39.05] Zava-poana e ny miaina [00:42.55] Maizin-dalana aho raha toa ka tsy eo ianao [00:50.21] Efa ela aho no naniry ny tananao [01:00.19] Mba hamihina ny ahy eo an-tratranao [01:14.43] Zava-poana e ny miaina [01:18.08] Zovy no antenaina raha tsy eo ianao? [01:28.46] Ao avokoa ireo mety hampisaraka [01:35.72] Ao avokoa ireo mety hampivarina [01:40.81] Ny fitia izay niombonana [01:56.43] Efa ela aho no naniry hiaraka aminao [02:07.20] Hadinoy ary ny lasa raha vitanao [02:20.78] Zava-poana e ny rehetra [02:24.16] Zaza very aho raha toa ka tsy eo ianao [02:31.34] Efa ela loatra izao ka matokia [02:40.82] Aiza re ny lalanao, andao hiara-dia [02:55.66] N'aiza n'aiza halehantsika [02:58.90] Hiara-hifampitantana izaho sy ianao [03:09.09] La la la... [03:38.87]