Karaborosy

Karaborosy Lyrics

Song Karaborosy
Artist Mahaleo
Album Mahaleo (Bande originale du film de Paes & Rajaonarivelo)
Download Image LRC TXT
[00:06.80] Mba azafady kely tompoko o
[00:10.44] Fa haroso ity tantara
[00:13.32] Samia ianareo anio
[00:16.12] Mba hiara-hihaino tsara o!
[00:19.58] Tonga eto Tsarahonenana
[00:21.81] Hitondra hira vaovao
[00:24.75] Samia ianareo anio
[00:27.75] Mba hiara-hihaino tsara o!
[00:30.45] Manao azafady amin'ny ray aman-dreny
[00:32.85] Hatramin'ny taona lasa ka hatramin'izao
[00:36.29] Fa mbola mitohy ihany ny amin'ity
[00:39.73] Eny o, eny a, eny o!
[00:42.82] Eny o, eny a, eny o!
[01:00.54] Mba azafady kely tompoko o fa haroso ity tantara
[01:03.99] Samia ianareo anio mba hiara-hihaino tsara o!
[01:07.63] Tonga eto Tsarahonenana hitondra hira vaovao
[01:10.70] Samia ianareo anio mba hiara-hihaino tsara o!
[01:14.43] Manao azafady amin'ny ray aman-dreny
[01:15.84] Hatramin'ny taona lasa ka hatramin'izao
[01:18.19] Fa mbola mitohy ihany ny amin'ity
[01:20.38] Eny o, eny a, eny o!
[01:22.36] Eny o, eny a, eny o!
[01:35.30] Ianareo ve hijanona sa hiaraka aminay?
[01:42.43] Karaborosy re ny tônabilina handehananay a.
[01:49.77] Miaka-piakarana re izy mamindra vitesy a
[01:53.66] Midim-pidinana re izy manitsaka frein a
[01:56.85] Rehefa mijanona re izy vitesy point mort a
[02:00.73] Fiara vanona be, sady mahery mandeha, 'méro TéGé
[02:09.25] Manao azafady amin'ny ray aman-dreny
[02:11.04] Hatramin'ny taona lasa ka hatramin'izao
[02:13.00] Fa mbola mitohy ihany ny amin'ity
[02:14.66] Eny o, eny a, eny o!
[02:16.97] Eny o, eny a, eny o!
[02:30.31] Ikala fanja mijanona tsy miaraka aminay a!
[02:37.48] Karaborosy re ny tônabilina handehananay a
[02:44.65] Miaka-piakarana re izy mamindra vitesy a
[02:48.41] Midim-pidinana re izy manitsaka frein a
[02:51.63] Rehefa mijanona re izy vitesy point mort a
[02:55.91] Izahay tsy mila an-dRafanja, sipakely tsy mahay bà kely
[03:06.38] Manao azafady an-dRafanjamalala
[03:08.09] Hatramin'ny taona lasa ka hatramin'izao
[03:09.99] Fa mbola mitohy ihany ny amin'ity
[03:12.09] Eny o, eny a, eny o!
[03:14.32] Eny o, eny a, eny o!
[03:27.13] Mba azafady kely tompoko o fa vita ity tantara
[03:32.18] Misaotra anareo anio mba niara-nihaino tsara o!
[03:37.65] Tonga eto Tsarahonenana fa nitondra hira vaovao
[03:42.34] Misaotra anareo anio mba niara-nihaino tsara o!
[03:47.20] Manao azafady amin'ny ray aman-dreny
[03:49.99] Hatramin'ny taona lasa ka hatramin'izao
[03:51.93] Fa vita teo re ny amin'ity
[03:55.09] Eny o, eny a, eny o!
[04:00.45] Eny o, eny a, eny o!
[04:16.42]
[00:06.80] Mba azafady kely tompoko o
[00:10.44] Fa haroso ity tantara
[00:13.32] Samia ianareo anio
[00:16.12] Mba hiara-hihaino tsara o!
[00:19.58] Tonga eto Tsarahonenana
[00:21.81] Hitondra hira vaovao
[00:24.75] Samia ianareo anio
[00:27.75] Mba hiara-hihaino tsara o!
[00:30.45] Manao azafady amin' ny ray aman-dreny
[00:32.85] Hatramin' ny taona lasa ka hatramin' izao
[00:36.29] Fa mbola mitohy ihany ny amin' ity
[00:39.73] Eny o, eny a, eny o!
[00:42.82] Eny o, eny a, eny o!
[01:00.54] Mba azafady kely tompoko o fa haroso ity tantara
[01:03.99] Samia ianareo anio mba hiara-hihaino tsara o!
[01:07.63] Tonga eto Tsarahonenana hitondra hira vaovao
[01:10.70] Samia ianareo anio mba hiara-hihaino tsara o!
[01:14.43] Manao azafady amin' ny ray aman-dreny
[01:15.84] Hatramin' ny taona lasa ka hatramin' izao
[01:18.19] Fa mbola mitohy ihany ny amin' ity
[01:20.38] Eny o, eny a, eny o!
[01:22.36] Eny o, eny a, eny o!
[01:35.30] Ianareo ve hijanona sa hiaraka aminay?
[01:42.43] Karaborosy re ny t nabilina handehananay a.
[01:49.77] Miaka-piakarana re izy mamindra vitesy a
[01:53.66] Midim-pidinana re izy manitsaka frein a
[01:56.85] Rehefa mijanona re izy vitesy point mort a
[02:00.73] Fiara vanona be, sady mahery mandeha, ' m ro T G
[02:09.25] Manao azafady amin' ny ray aman-dreny
[02:11.04] Hatramin' ny taona lasa ka hatramin' izao
[02:13.00] Fa mbola mitohy ihany ny amin' ity
[02:14.66] Eny o, eny a, eny o!
[02:16.97] Eny o, eny a, eny o!
[02:30.31] Ikala fanja mijanona tsy miaraka aminay a!
[02:37.48] Karaborosy re ny t nabilina handehananay a
[02:44.65] Miaka-piakarana re izy mamindra vitesy a
[02:48.41] Midim-pidinana re izy manitsaka frein a
[02:51.63] Rehefa mijanona re izy vitesy point mort a
[02:55.91] Izahay tsy mila an-dRafanja, sipakely tsy mahay b kely
[03:06.38] Manao azafady an-dRafanjamalala
[03:08.09] Hatramin' ny taona lasa ka hatramin' izao
[03:09.99] Fa mbola mitohy ihany ny amin' ity
[03:12.09] Eny o, eny a, eny o!
[03:14.32] Eny o, eny a, eny o!
[03:27.13] Mba azafady kely tompoko o fa vita ity tantara
[03:32.18] Misaotra anareo anio mba niara-nihaino tsara o!
[03:37.65] Tonga eto Tsarahonenana fa nitondra hira vaovao
[03:42.34] Misaotra anareo anio mba niara-nihaino tsara o!
[03:47.20] Manao azafady amin' ny ray aman-dreny
[03:49.99] Hatramin' ny taona lasa ka hatramin' izao
[03:51.93] Fa vita teo re ny amin' ity

YouTube Results (More on YouTube)