[00:06.80] Mba azafady kely tompoko o [00:10.44] Fa haroso ity tantara [00:13.32] Samia ianareo anio [00:16.12] Mba hiara-hihaino tsara o! [00:19.58] Tonga eto Tsarahonenana [00:21.81] Hitondra hira vaovao [00:24.75] Samia ianareo anio [00:27.75] Mba hiara-hihaino tsara o! [00:30.45] Manao azafady amin'ny ray aman-dreny [00:32.85] Hatramin'ny taona lasa ka hatramin'izao [00:36.29] Fa mbola mitohy ihany ny amin'ity [00:39.73] Eny o, eny a, eny o! [00:42.82] Eny o, eny a, eny o! [01:00.54] Mba azafady kely tompoko o fa haroso ity tantara [01:03.99] Samia ianareo anio mba hiara-hihaino tsara o! [01:07.63] Tonga eto Tsarahonenana hitondra hira vaovao [01:10.70] Samia ianareo anio mba hiara-hihaino tsara o! [01:14.43] Manao azafady amin'ny ray aman-dreny [01:15.84] Hatramin'ny taona lasa ka hatramin'izao [01:18.19] Fa mbola mitohy ihany ny amin'ity [01:20.38] Eny o, eny a, eny o! [01:22.36] Eny o, eny a, eny o! [01:35.30] Ianareo ve hijanona sa hiaraka aminay? [01:42.43] Karaborosy re ny tônabilina handehananay a. [01:49.77] Miaka-piakarana re izy mamindra vitesy a [01:53.66] Midim-pidinana re izy manitsaka frein a [01:56.85] Rehefa mijanona re izy vitesy point mort a [02:00.73] Fiara vanona be, sady mahery mandeha, 'méro TéGé [02:09.25] Manao azafady amin'ny ray aman-dreny [02:11.04] Hatramin'ny taona lasa ka hatramin'izao [02:13.00] Fa mbola mitohy ihany ny amin'ity [02:14.66] Eny o, eny a, eny o! [02:16.97] Eny o, eny a, eny o! [02:30.31] Ikala fanja mijanona tsy miaraka aminay a! [02:37.48] Karaborosy re ny tônabilina handehananay a [02:44.65] Miaka-piakarana re izy mamindra vitesy a [02:48.41] Midim-pidinana re izy manitsaka frein a [02:51.63] Rehefa mijanona re izy vitesy point mort a [02:55.91] Izahay tsy mila an-dRafanja, sipakely tsy mahay bà kely [03:06.38] Manao azafady an-dRafanjamalala [03:08.09] Hatramin'ny taona lasa ka hatramin'izao [03:09.99] Fa mbola mitohy ihany ny amin'ity [03:12.09] Eny o, eny a, eny o! [03:14.32] Eny o, eny a, eny o! [03:27.13] Mba azafady kely tompoko o fa vita ity tantara [03:32.18] Misaotra anareo anio mba niara-nihaino tsara o! [03:37.65] Tonga eto Tsarahonenana fa nitondra hira vaovao [03:42.34] Misaotra anareo anio mba niara-nihaino tsara o! [03:47.20] Manao azafady amin'ny ray aman-dreny [03:49.99] Hatramin'ny taona lasa ka hatramin'izao [03:51.93] Fa vita teo re ny amin'ity [03:55.09] Eny o, eny a, eny o! [04:00.45] Eny o, eny a, eny o! [04:16.42]