| Song | Folaka ihany |
| Artist | Samoela |
| Album | Zana-bahoaka |
| Download | Image LRC TXT |
| Folaka ihany ny anao ô! | |
| Tsy mandatsa aho, ary tsy mikafara à! | |
| Mba nanarina ihany taloha, fa niseho azy be mokon-doha. | |
| Ela ny ela ka voa! | |
| Izay milingilingy, dia potraka nama à! | |
| Tonga saina fa saingy efa tara à! | |
| Ity kivetaveta aloha loatra ity no nanimba an'ity jôba ity. | |
| Hanakory ny ho avin'ty? | |
| Ilay ankizivavy amin'izao fotoana, | |
| Mirongatra sady toa mamba noana ry zama à! | |
| Ny statistika ankehitriny, Iray isan-jato ny virijiny Madama à! | |
| Iry vao oviana no niala couche, Mi-accoste sady mitositosy ry akama à! | |
| Iry zazakely vao firy taona, Ny kibo mibontsina toy ny pôma. | |
| Azafady ary! | |
| Folaka ihany... | |
| Maty fosan'ny bandy akama, Kôpy jiaby ny iray tanana ry Mama à! | |
| Fa ikalamalalan'ny be dia be, Efa bikina mbola mandehandeha. | |
| Tsy arako intsony! | |
| Ny MST efa izy tsy izy: Sida, angatra, sifilisy. | |
| Tsy hay mihitsy à! | |
| Fa mba fara-faharatsiny miaro-tena, Pelipelika anefa dia votsa saina. | |
| Mbay tany à! | |
| Folaka ihany��. | |
| Ry dada sy neny mba mihevera, | |
| Rehefa voa anie ka tsisy marche-arrière, mba jereo à! | |
| Ny zanakareo anie ka manala azy, Mitrifana sahala amin'ny mpamosavy! | |
| Mba marina mafy! | |
| Fa koboko teto izy afak'omaly, Efa avy nanao ny nataony tany! | |
| Mba kôzy à! | |
| Fa vao misy revy, dia lasa any, Nefa izay lasany any dia mampamangy. | |
| Mampamangy any anatiny any! | |
| Folaka ihany ny anao ô! | |
| Tsy mandatsa aho, ary tsy mikafara, | |
| Mba nanarina ihany taloha, fa niseho azy be mokon-doha. | |
| Ela ny ela ka voa! | |
| Izay milingilingy, dia potraka nama à! | |
| Tonga saina fa saingy efa tara. | |
| Ity kivetaveta aloha loatra ity no nanimba an'ity jôba ity. | |
| Hanakory ny ho avin'ty? | |
| Folaka ihany ny anao ô! | |
| Tsy mandatsa aho, ary tsy mikafara, | |
| Mba nanarina ihany taloha, fa niseho azy be mokon-doha. | |
| Ela ny ela ka voa! | |
| Izay milingilingy, dia potraka nama à! | |
| Tonga saina fa saingy efa tara. | |
| Ity kivetaveta aloha loatra ity no nanimba an'ity jôba ity. | |
| Oay 'zany bikan'ty!!! | |
| Serasera. | |
| Org/hira/samoela/folaka-ihany Tsiky dia ampy |
| Folaka ihany ny anao! | |
| Tsy mandatsa aho, ary tsy mikafara! | |
| Mba nanarina ihany taloha, fa niseho azy be mokon-doha. | |
| Ela ny ela ka voa! | |
| Izay milingilingy, dia potraka nama! | |
| Tonga saina fa saingy efa tara! | |
| Ity kivetaveta aloha loatra ity no nanimba an' ity j ba ity. | |
| Hanakory ny ho avin' ty? | |
| Ilay ankizivavy amin' izao fotoana, | |
| Mirongatra sady toa mamba noana ry zama! | |
| Ny statistika ankehitriny, Iray isan-jato ny virijiny Madama! | |
| Iry vao oviana no niala couche, Mi-accoste sady mitositosy ry akama! | |
| Iry zazakely vao firy taona, Ny kibo mibontsina toy ny p ma. | |
| Azafady ary! | |
| Folaka ihany. . . | |
| Maty fosan' ny bandy akama, K py jiaby ny iray tanana ry Mama! | |
| Fa ikalamalalan' ny be dia be, Efa bikina mbola mandehandeha. | |
| Tsy arako intsony! | |
| Ny MST efa izy tsy izy: Sida, angatra, sifilisy. | |
| Tsy hay mihitsy! | |
| Fa mba fara-faharatsiny miaro-tena, Pelipelika anefa dia votsa saina. | |
| Mbay tany! | |
| Folaka ihany. | |
| Ry dada sy neny mba mihevera, | |
| Rehefa voa anie ka tsisy marche-arri re, mba jereo! | |
| Ny zanakareo anie ka manala azy, Mitrifana sahala amin' ny mpamosavy! | |
| Mba marina mafy! | |
| Fa koboko teto izy afak' omaly, Efa avy nanao ny nataony tany! | |
| Mba k zy! | |
| Fa vao misy revy, dia lasa any, Nefa izay lasany any dia mampamangy. | |
| Mampamangy any anatiny any! | |
| Folaka ihany ny anao! | |
| Tsy mandatsa aho, ary tsy mikafara, | |
| Mba nanarina ihany taloha, fa niseho azy be mokon-doha. | |
| Ela ny ela ka voa! | |
| Izay milingilingy, dia potraka nama! | |
| Tonga saina fa saingy efa tara. | |
| Ity kivetaveta aloha loatra ity no nanimba an' ity j ba ity. | |
| Hanakory ny ho avin' ty? | |
| Folaka ihany ny anao! | |
| Tsy mandatsa aho, ary tsy mikafara, | |
| Mba nanarina ihany taloha, fa niseho azy be mokon-doha. | |
| Ela ny ela ka voa! | |
| Izay milingilingy, dia potraka nama! | |
| Tonga saina fa saingy efa tara. | |
| Ity kivetaveta aloha loatra ity no nanimba an' ity j ba ity. | |
| Oay ' zany bikan' ty! ! ! | |
| Serasera. | |
| Org hira samoela folaka-ihany Tsiky dia ampy |