|
Efa natokako anao |
|
Efa natolotro anao |
|
Ireo androko sisa |
|
Mba iadananao |
|
F'ianao ilay tokako |
|
No hany mameno ny fo |
|
Eny ho mandrakizay tokoa |
|
Ny ady isan'andro tamin'izany |
|
Hiandrasako ity fotoana mamy |
|
Endre eto isika,hifanaiky ho doria |
|
Fa sarotra hoantsika roa,ny ho tonga eto iza no hanampo |
|
Fa efa lehibe indrindra hatrizay |
|
Tena lehibe tokoa aminay ny hoe fitiavana |
|
Oh yeah |
|
Ta ta ta ra ra |
|
Ta ta ta ra ra |
|
Yeeeeyh |
|
F'ianao ilay tokako |
|
No hany mameno ny fo |
|
Eny ho mandrakizay tokoa,eny ho mandrakizay babyy |
|
Zao fiarahantsika roa |