| Song | Rivotra |
| Artist | Mahaleo |
| Album | Mahaleo (Bande originale du film de Paes & Rajaonarivelo) |
| Download | Image LRC TXT |
| Ny rivotra mandalo ve | |
| No mitondra tadio | |
| Ny rivotra mifafy ve | |
| No mitondra io orana io | |
| Ny tany ve no ratsy | |
| Sa ny olona no efa lany vatsy | |
| Ny tany ve no boboka | |
| Sa ny olona no efa vizana sy drodroka | |
| Ny tany ve no ratsy | |
| Sa ny olona no efa lany vatsy | |
| Ny tany ve no boboka | |
| Sa ny olona no efa vizana sy drodroka | |
| Dia hoy aho hoe manontany tena | |
| Mba ho aiza ihany no hiafarana | |
| Gagagaga sy mihenahena | |
| Ny olona ao an-tanàna | |
| Voazara ho antokotokon'olona | |
| Voazara ho vondrombondron'olona | |
| Nozarainy ho fokofokon'olona | |
| Amin'izay angamba tsy ho vanon-kolona | |
| Voazara ho antokotokon'olona | |
| Voazara ho vondrombondron'olona | |
| Nozarainy ho fokofokon'olona | |
| Amin'izay angamba tsy ho vanon-kolona | |
| Iza moa no tsy mahalala fa izay mitambatra dia vato | |
| Mampisalasalasala anefa ireo mpanao afer izay nihamaro tato ho ato | |
| Mitombo ny isan'izy ireo | |
| Mitombo ny volan'izy ireo | |
| Miroborobo ny aferan'izy ireo | |
| Tsy laitra ny setrasetran'izy ireo | |
| Mitombo ny isan'izy ireo | |
| Mitombo ny volan'izy ireo | |
| Miroborobo ny aferan'izy ireo | |
| Tsy laitra ny setrasetran'izy ireo | |
| Ny rivotra manadalo ve no mitondra tadio |
| Ny rivotra mandalo ve | |
| No mitondra tadio | |
| Ny rivotra mifafy ve | |
| No mitondra io orana io | |
| Ny tany ve no ratsy | |
| Sa ny olona no efa lany vatsy | |
| Ny tany ve no boboka | |
| Sa ny olona no efa vizana sy drodroka | |
| Ny tany ve no ratsy | |
| Sa ny olona no efa lany vatsy | |
| Ny tany ve no boboka | |
| Sa ny olona no efa vizana sy drodroka | |
| Dia hoy aho hoe manontany tena | |
| Mba ho aiza ihany no hiafarana | |
| Gagagaga sy mihenahena | |
| Ny olona ao an-tan na | |
| Voazara ho antokotokon' olona | |
| Voazara ho vondrombondron' olona | |
| Nozarainy ho fokofokon' olona | |
| Amin' izay angamba tsy ho vanon-kolona | |
| Voazara ho antokotokon' olona | |
| Voazara ho vondrombondron' olona | |
| Nozarainy ho fokofokon' olona | |
| Amin' izay angamba tsy ho vanon-kolona | |
| Iza moa no tsy mahalala fa izay mitambatra dia vato | |
| Mampisalasalasala anefa ireo mpanao afer izay nihamaro tato ho ato | |
| Mitombo ny isan' izy ireo | |
| Mitombo ny volan' izy ireo | |
| Miroborobo ny aferan' izy ireo | |
| Tsy laitra ny setrasetran' izy ireo | |