[00:00.000] 作词 : Fy Rasolofoniaina [00:01.000] 作曲 : Fy Rasolofoniaina [00:16.506]Mitonia zanako, [00:16.756] [00:17.008] [00:17.258] [00:17.258] [00:21.373]Fa eto Aho [00:26.637]Reko avokoa ireo vavakao [00:31.901]Mihatra amin'ny aiko ny alahelonao [00:34.408]Mitrakà ianao [00:38.669]Aza manahy fa eto Aho [00:39.170] [00:39.672] [00:40.173] [00:42.178] [00:49.202]Matokia Ahy zanako [00:52.962]F' Izaho tsy afohy anao Aho [00:59.167]Etsy ho fafako ny ranomasonao [01:04.190]Tsapako izay tsapanao [01:07.701]Tiako loatra ianao [01:15.224]Indrindra aza adino fa eto Aho [01:16.730]Ny zava-drehetra tsy voatery [01:17.231] [01:18.087] [01:18.087] [01:18.338] [01:22.602]Hahafaly anao [01:28.119]Fa ny zava-drehetra [01:33.885]miaramiasa hahasoa anao [01:34.386] [01:34.887] [01:35.389] [01:35.640] [01:39.149]Aza manahy fa eto Aho [01:39.399] [01:39.651] [01:39.901] [01:41.775] [01:47.043]Tsy avelako handeha irery ianao [01:52.425]Mety tsy ho azonao izay hitondrako anao [01:54.430]Fa aza manahy [01:54.932] [01:55.434] [01:55.936] [01:56.187] [02:01.206]Aza manahy [02:05.220]Fa Izaho hitantana anao [02:05.720] [02:06.220] [02:06.471] [02:06.972] [02:07.474] [02:07.976] [02:09.592] [02:20.874] [02:25.641]Mitonia zanako [02:25.641] [02:25.892] [02:26.974] [02:26.974] [02:29.985]Fa eto Aho [02:35.249]Ampianariko zava-baovao ianao [02:40.769]Ny hampatanjaka anao no anton'izao [02:43.780]Haiko fa marary [02:52.053]Nefa hanampy anao hanakaiky Ahy [02:56.568]Ny zava-drehetra tsy voatery [02:56.568] [02:56.568] [02:56.568] [02:56.568] [03:00.026]Hahafaly anao [03:05.794]Fa ny zava-drehetra [03:13.071]miara miasa hahasoa anao [03:13.321] [03:13.321] [03:13.573] [03:13.824] [03:16.131]Aza manahy fa eto Aho [03:16.381] [03:16.381] [03:16.632] [03:18.702] [03:23.718]Tsy avelako handeha irery ianao [03:29.484]Mety tsy ho azonao izay hitondrako anao [03:35.341]Fa aza manahy [03:35.843] [03:36.093] [03:36.093] [03:36.093] [03:38.048]Aza manahy [03:45.573]Fa Izaho hitantana anao [03:50.838]Ny zava-drehetra tsy voatery [03:56.104]Hahafaly anao [03:59.868]Fa ny zava-drehetra miara [04:06.893]miasa hahasoa anao [04:06.893] [04:06.893] [04:06.893] [04:06.893] [04:11.790]Aza manahy fa eto aho [04:12.291] [04:12.291] [04:12.291] [04:12.291] [04:17.254]Tsy avelako handeha irery ianao [04:22.982]Mety tsy ho azonao izay hitondrako anao [04:28.714]Fa aza manahy [04:28.714] [04:28.714] [04:28.714] [04:28.714] [04:33.993]Làlan-tsara no hitondrako anao [04:33.993] [04:33.993] [04:33.993] [04:35.415] [04:37.466]Hampandresy anao Aho [04:40.725]Ao aoriana ao [04:44.992]Ho tafiako ny Voninahitro ianao [04:50.760]Raha matoky Ahy [04:54.020]Aza manahy [04:54.020] [04:54.020] [04:54.020] [04:54.020] [05:01.351]Fa Izaho hitantana anao [05:03.606]Aza manahy [05:03.606] [05:03.606] [05:03.606] [05:03.606]