[00:09.03] O ry nahary, 'nareo any mbony any [00:11.66] MBA jereo ihany fa mafy ao aloha ao izany [00:15.50] O ry avo indrindra, [00:17.40] Mandahatra ianao ary mandrindra [00:19.65] Arovy NY dia [00:21.48] Ambeno fa sao mikodia! [00:23.99] O mila mitandrina [00:25.55] NY lalana mbola lavitra [00:28.14] O mila maitrika [00:29.84] NY sarotra mbola aharitra [00:32.34] O mila misakra [00:33.84] NY fingana anie tsy voafaritra [00:36.28] Be NY mpanao velam- pandrika [00:37.64] Manafitohana sady mandrangitra [00:40.41] Ref: o ry ilay nahary, 'nareo any ambony any [01:00.27] O mila misaina [01:01.02] NY kinasa tsy maintsy vitaina [01:01.62] O mila miarina [01:02.84] NY tsy mety tsy maintsy hamboarina [01:04.66] O mila mitraka [01:06.37] Raha manompo tsy maintsy mahazaka dona [01:11.30] Mahazaka bagara! [01:13.08] Ref": o ry ilay nahary, 'nareo any ambony any [02:35.32] Vaovao be NY eglizy e! [02:36.72] Tongava rankizy [02:39.08] Ato tsy misy krizy [02:41.08] Tongava daholo mamangy [02:44.80] Bal be NY alahady [02:49.10] Asio vandy fa tena glady! [02:51.06] Izany NY "avia ry mino" o! [02:52.83] Tsy omby Trano NY mpino [02:55.16] Ento ry papa sy mama [02:57.02] Malaky f'aza mihanahana [02:59.15] Tongava fa tsy mialonjafy [03:01.05] Isan'andro ato krisimasy [03:03.08] Tongava raha te ahita [03:05.17] Fiadanana no tadiavinao o! [03:09.26] Isan'andro tsy lany vavaho [03:11.37] Ho lasa olom-banona ianao [03:13.26] Mino dia lasa ohatri'izao [03:15.42] Fiangonana tena mibosy e! [03:17.21] Miracle tsy omby sakosy [03:19.35] Impiry mandalo jesosy [03:21.44] An-tanana daholo NY sosy [03:31.08]