[00:23.15] Na lavitra aza aho [00:27.10] Tsy nanadino anao [00:32.38] Fa toy ny reny nitaiza [00:38.04] Tsy adino n'aiza n'aiza [00:42.86] Fa nahitako masoandro [00:47.71] Tiako sy mamiko [00:52.27] O tadidiko isan'andro [00:57.38] Tiako ny taniko [01:02.31] Fa tiako anie ilay nosy [01:07.87] Fa nanabe, nibaby, nandrotsirotsy [01:12.61] Fa n'aiza n'aiza [01:14.96] Ho onenana [01:18.25] Ny tany nitaiza [01:20.96] Tsy maintsy hiverenana [01:25.58] Fa ao no hilevenana [01:30.20] [01:39.47] Raha toa aho nandeha [01:43.74] Tsy hitahita, tsy re [01:49.37] Tsy hoe akory nanary [01:54.47] Fa nikaroka ny ahy [01:59.88] Fa ny fanahin'ny fo [02:04.34] Tsy taiza fa teo ihany [02:08.94] O tany aminao avokoa [02:14.59] Fa mamy ianao, tena mamy [02:19.36] Fa tiako anie, ilay nosy [02:24.92] Fa nanabe, nibaby, nandrotsirotsy [02:29.68] Fa n'aiza n'aiza [02:32.03] Ho onenana [02:35.16] Ny tany nitaiza [02:37.71] Tsy maintsy hiverenana [02:42.77] Fa ao no hilevenana [02:48.53]