[ti:Hendry] [ar:Tarika Sammy (Madagascar) ] [al:African Playground] [length:03:56] [au:] [00:36.30]Ny mita-be anie tsy lanin'ny mamba [00:39.79]Ny akanga maro koa dia tsy vakin'amboa [00:43.80]'zay misaraka dia fasika [00:47.29]F'izay mitambatra dia vato [01:11.99]Ny hazo tokana anie tsy mba ala [01:15.24]Ny tondro tokana dia tsy mahazo hao [01:19.23]Ny entan-jaray mora zaka [01:22.48]Ny firaisan-kina ihany no hery [02:42.23]Ny taho-trano hono tsy efan'ny irery [02:45.99]Olon-drery anie ka tsy mba vahoaka [02:49.24]Ny maty aza te ho maro [02:52.24]Ary ny be ihany no basy [02:56.74][00:50.80][01:26.23] [03:10.43]'ray donak'afo hono iray dinidinika [03:14.18]Valala iray aza hono hifanapahana [03:17.93]'zay iray vatsy iray aina [03:21.42]Izaho ho tokinao, ianao ho tokiko